Entry | varialoha (vary, aloha) | ||
Part of speech | noun | ||
Explanations in Malagasy | Anarana omena amin' ny afovoan-tany ny vary afafy amin' ny volana Avrily sy Mey, ketsaina amin' ny Aogositra ary jinjaina amin' ny Zanvie [1.1] | ||
Vocabulary | Economy: agriculture | ||
Compound words |
| ||
Other spellings | vary aloha | ||
Analogs | vakiambiaty | ||
Anagrams | varialoha, vary aloha |
Updated on 2020/07/31 |