Entry |
voatavobozaka
|
Elementary words | voatavo ; bozaka |
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Karazam-boatavo lehibe fihinana, tsara tsiro [1.1]
|
Explanations in French | [Betsileo, Merina]
(de voatavo : courge-calebasse et
bozaka : herbe sèche, allusion à quelque chose de très commun).
Variété commune de
Lagenaria siceraria (Molina) Standl. (Cucurbitaceae).
Ses fruits à l'état jeune ont une chair mangeable.
[1.196]
|
Scientific name | Lagenaria siceraria |
Examples | Ary itony voatovo maramara no natao hoe voatavom-bazaha, dia vao nanampy ny voatavobozaka sy ny voatavoatodiakoho;
[1.437]
|
Vocabulary |
|