<- -> |
[King James Bible] 2nd Samuel |
[Baiboly 1865] 2 Samoela |
[Baiboly Katolika] Samoela II |
[Bible de Jérusalem] 2ème Livre de Samuel |
|||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||
2Sm / 2Sam 24:24 | And the king said unto |
Ary hoy ny mpanjaka tamin' i Araona: Tsia, fa hovidiko aminao mihitsy araka izay tokom-bidiny ireo; fa tsy hanatitra fanatitra dora na ho an' i Jehovah Andriamanitro amin' izay azoko fotsiny aho. Ka dia novidin' i Davida sekely volafotsy dimam-polo ny famoloana sy ny omby. | Fa hoy ny mpanjaka tamin' i Areonà: Tsia, fa tiako hovidina vola ihany aminao ireo, fa tsy hanatitra sorona dorana azoko maimaim-poana ho an' ny Tompo Andriamanitro aho. Dia volafotsy dimampolo sikla no novidianan' i Davida ny famoloana sy ny omby. | Mais le roi dit à |