Entry | tompo | |||||||||||||||
Part of speech | noun | |||||||||||||||
Explanations in Malagasy | Olona manana fahefana amin' ny hafa ka afaka hampanao azy ny sitrapony sy mibaiko azy: Tompoko angaha ianao no ndeha handidy sy hibaiko ahy Enti-milaza ny olona izay manana ny zavatra iray tenenina: Tsy fantatra ny tompon' ity boky ity Enti-milaza koa an' Andriamanitra na i Jesoa Kristy: Amin' ny alalan' i Jesoa Kristy Tompontsika Fitanana mafy ny hevitry ny tena ho marina [1.1] | |||||||||||||||
Explanations in English | Master, owner; sir [1.7] | |||||||||||||||
Explanations in French | Maître, propriétaire [1.8] | |||||||||||||||
Morphology |
| |||||||||||||||
Derivatives |
| |||||||||||||||
Compound words |
| |||||||||||||||
Compound words, titles, names |
| |||||||||||||||
Toponyms |
| |||||||||||||||
Proverbs | Proverbs containing the word tompo | |||||||||||||||
Articles | Randzavola: tompo ao amin' ny Baiboly | |||||||||||||||
Entry | Tompo | |||||||||||||||
Part of speech | name (biblical) | |||||||||||||||
Explanations in English | Tompo [2.996] | |||||||||||||||
Lord [2.996] | ||||||||||||||||
Explanations in French | Seigneur [2.996] | |||||||||||||||
Vocabulary | Holy Scriptures | |||||||||||||||
Articles | Randzavola: Diksionera amin' ny Baiboly: Tompo | |||||||||||||||
Updated on 2022/07/30 |
![]() |