<- -> |
[King James Bible] 2nd Samuel |
[Baiboly 1865] 2 Samoela |
[Baiboly Katolika] Samoela II |
[Bible de Jérusalem] 2ème Livre de Samuel |
|||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||
2Sm / 2Sam 5:20 | And |
Ary Davida tonga tao Bala-perazima ka namely ireo tao, dia hoy izy: Jehovah efa namaky ny fahavaloko teo anoloako hipariaka toy ny rano vaky; koa izany no nanaovany ny anaran' izany tany izany hoe Bala-perazima. | Dia nankany Baala-Farasima Davida ka namely azy tao Davida, ary hoy izy: Novakin' ny Tompo teo anoloako toy ny amakian' ny rano ny fefiloha, ny fahavaloko. Izany no nanaovana ny anaran' io toerana io hoe: Baala-Farasima. | Donc |