<- -> |
[King James Bible] Exodus |
[Baiboly 1865] Fanafahana na Eksodosy |
[Baiboly Katolika] Fanafahana na Eksaody |
[Bible de Jérusalem] L'Exode |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Eks 2:23 | And it came to pass in process of time, that the king of |
Ary tao anatin' izany andro maro izany dia maty ny mpanjakan' i Egypta; ary ny Zanak' Isiraely nisento noho ny fanompoany ka nitaraina; ary niakatra tany amin' Andriamanitra ny fitarainany noho ny fanompoany. | Maty tanatin' izany andro maro izany ilay mpanjakan' i Ejipta. Ny zanak' Israely mbola niferinaina tamin' ny fanandevozana, ka velon-taraina mafy, ka tafasondrotra hatrany amin' Andriamanitra ny fitarainany noho ny fanandevozana. | Au cours de cette longue période, le roi d' |