<-
->

Mar / Mk 14:37 And he cometh, and findeth them sleeping, and saith unto Peter, Simon, sleepest thou? couldest not thou watch one hour? Ary avy Izy ka nahita azy ireo matory, dia hoy Izy tamin' i Petera: Ry Simona, matory va ianao? Tsy nahazaka niari-tory na dia ora iray ihany aza va ianao? Dia nankeo amin' ny mpianany izy, ka nahita azy natory, ary nilaza tamin' i Piera hoe: Ry Simona, matory va hianao? Tsy nahari-tory ora iray akory va hianao? Il vient et les trouve en train de dormir ; et il dit à Pierre : " Simon, tu dors ? Tu n' as pas eu la force de veiller une heure ?