<-
->

Asa 10:19 While Peter thought on the vision, the Spirit said unto him, Behold, three men seek thee. Fa raha mbola nieritreritra ny fahitana Petera, dia hoy ny Fanahy taminy: Indreo, misy telo lahy mitady anao; Amin' izany Piera dia mbola nieritreritra ny fahitana eo ihany, ka hoy ny Fanahy taminy: Indreo misy olona telo lahy mitady anao; Comme Pierre était toujours à réfléchir sur sa vision, l' Esprit lui dit : " Voilà des hommes qui te cherchent.