<-
->

Asa 10:23 Then called he them in, and lodged them. And on the morrow Peter went away with them, and certain brethren from Joppa accompanied him. Ary Petera nampiantrano azy handry tao. Ary nony ampitso dia niainga Petera ka nandeha niaraka taminy, ary ny rahalahy sasany avy tany Jopa niaraka taminy koa. Dia nampiantrano azy mba handry ao i Piera. Nony ampitso, dia niainga niaraka tamin' izy ireo izy mbamin' ny rahalahy sasany tao Jope. Pierre les fit alors entrer et leur donna l' hospitalité. Le lendemain, il se mit en route et partit avec eux ; quelques-uns des frères de Joppé l' accompagnèrent.