<-
->

Asa 10:9 On the morrow, as they went on their journey, and drew nigh unto the city, Peter went up upon the housetop to pray about the sixth hour: Ary nony ampitso, raha mbola nandeha teny an-dalana izy ireo ka mby teo akaikin' ny tanàna, dia niakatra teo ambonin' ny tampon-trano Petera mba hivavaka, rehefa tokony ho tamin' ny ora fahenina. Nony ampitso, raha mbola teny an-dàlana ireo iraka ireo, ka efa mby akaikin' ny tanàna, Piera kosa niakatra teo ambonin' ny tampon-trano mba hivavaka, tokony ho tamin' ny ora fahenina. Le lendemain, tandis qu' ils faisaient route et approchaient de la ville, Pierre monta sur la terrasse, vers la sixième heure, pour prier.