<-
->

Asa 2:37 Now when they heard this, they were pricked in their heart, and said unto Peter and to the rest of the apostles, Men and brethren, what shall we do? Ary raha nandre izany ny olona, dia voatsindrona tam-pony ka nanao tamin' i Petera sy ny Apostoly namany hoe: Ry rahalahy, inona no hataonay? Voatsindron' izany teny izany ny fon' ny olona, ka hoy izy tamin' i Piera sy ireo Apostoly namany: Inona àry, ry rahalahy, no hataonay? D' entendre cela, ils eurent le coeur transpercé, et ils dirent à Pierre et aux apôtres : " Frères, que devons nous faire ? "