Chapters and verses mentioning Krispo

  The Acts of the Apostles Asa Asa Les Actes des Apôtres
...............
Asa 18.8 And Crispus, the chief ruler of the synagogue, believed on the Lord with all his house; and many of the Corinthians hearing believed, and were baptized. Ary Krispo, mpanapaka ny synagoga, mbamin' ny ankohonany rehetra dia nino ny Tompo; ary maro koa ny Korintiana, raha nandre, dia nino ka natao batisa. Ary nino ny Tompo i Krisposa lehiben' ny sinagoga mbamin' ny ankohonany rehetra; ka nisy maro ny tao Korinta no nino sy natao batemy koa, nony efa nihaino an' i Paoly. Crispus, le chef de synagogue, crut au Seigneur avec tous les siens. Beaucoup de Corinthiens qui entendaient Paul embrassaient également la foi et se faisaient baptiser.

  1st Letter to the Corinthians 1 Korintianina Korintiana I 1ère Épître de Saint Paul aux Corinthiens
...............
1Kr / 1Kor 1.14 I thank God that I baptized none of you, but Crispus and Gaius; Misaotra an' Andriamanitra aho fa tsy nisy nataoko batisa ianareo afa-tsy Krispo sy Gaio, Misaotra an' Andriamanitra aho, fa tsy nisy nataoko batemy hianareo, afa-tsy Krisposa sy Kaïosa, Je rends grâces de n' avoir baptisé aucun de vous, si ce n' est Crispus et Caïus,