Chapters and verses mentioning Tyrano

  The Acts of the Apostles Asa Asa Les Actes des Apôtres
...............
Asa 19.9 But when divers were hardened, and believed not, but spake evil of that way before the multitude, he departed from them, and separated the disciples, disputing daily in the school of one Tyrannus. Fa raha nikiribiby ny sasany ka tsy nanaiky, fa niteny ratsy izany fampianarana izany teo imason' ny olona maro, dia niala tamin' ireo izy ka nitondra ny mpianatra nitokana, dia niady hevitra isan' andro tao amin' ny trano fampianaran' i Tyrano. Tsy nety nino anefa ny sasany fa nikiribiby, sady nanaratsy ny làlan' ny Tompo teo anatrehan' ny vahoaka, ka nisaraka tamin' ireo i Paoly, ary navahany ny mpianatra, dia nampianariny isan' andro tao amin' ny trano fampianaran' olona atao hoe Tiranosa. Certains cependant, endurcis et incrédules, décriaient la Voie devant l' assistance. Il rompit alors avec eux et prit à part les disciples. Chaque jour, il les entretenait dans l'école de Tyrannos.