Index

Proverbs : androvo

Proverb 1Tanora vady, ka tsy mampiantrano tarehy sarin-tsarin' androvo. [2.558 #4072]

Proverb 2Toy ny taky trosa amin' androvo : raisina aloha izay omeny. [2.558 #4327]

Index