Entry | 1 tarehy |
Part of speech | 2 noun |
Vocabulary |
3 Biology |
Explanations in Malagasy |
4 Ny faritra anoloana amin' ny loha, misy ny handrina, ny maso, ny orona, ny vava; ny tava: Be tandra kely ny tarehin-dRamatoa iny 5 Ny fisehoana ahitana ny zavatra iray: Be kilavadavaka, hono, ny tarehin' ny volana, hoy ireo efa nanitsaka teny 6 Nitondrany voninkazo tsara tarehy aho 7 Endrika, bika: Aseho matetika amin' ny tarehin' ny voromailala ny Fanahy Masina [1.1] |
Explanations in English |
8 the face; appearance; cf. endrika, bika. [1.7] |
Explanations in French |
9 le visage: apparence; cf. endrika, bika. [1.8] |
Analogs | 10 tava, endrika, salovantava, laingon-tava, takolaka, fify |
Compound words |
|
Phytonyms |
|
Holonym |
|
Proverbs | 15 Proverbs containing the word tarehy |
Updated on 2023/08/11 |