Index

Proverbs : fandraotra

Proverb 1Fandraotra manadio ny lohan' ny sasany, nefa ny vavan' ny tena feno fako. [2.558]
Kifafam-bolo manadio ny lohan' ny sasany, nefa ny vavan' ny tena feno fako. [2.558]
Kofafam-bolo : manadio ny lohan' ny sasany, nefa ny vavan' ny tena feno fako. [2.415 #6473, 2.653 #1281]
French translationPeigne à cheveux : il nettoie la tête des autres, mais sa bouche à lui est pleine de saletés. [2.415 #6473]
French interpretationVouloir réformer les autres sans se réformer soi-même. [2.415 #6473]

Proverb 2Sola miady fandraotra, banga miady laingo : tsy ho toy izany akory! [2.558 #3933]
Sola miady fandraotra, banga miady laingo : tsy ho toy izany tsy akory. [2.415 #2138, 2.653 #2924]
French translationChauve qui dispute un peigne, édenté qui dispute de l' herbe à nettoyer les dents : non, il ne convient pas qu' il en soit ainsi. [2.415 #2138]
French interpretationSe disait des gens qui sont perpétuellement en disputes. [2.415 #2138]

Index