Entrée Ny Ohabolan' ny Ntaolo
Partie du discours nom propre (titre de livre ou pièce)
Explications en malgache nangonin' i W. Cousins sy Parrett ary navoakany tamin' ny taona 1885. Misy ohabolana 3.818 ao, voalohatra araka ny abidia fotsiny ary tsy misy dikan-teny [Rahajarizafy 1988 page 7]
Auteur Cousins William Edward, 1885; Parett J
Editions 1885. London Missionary Society.
Tableaux et planches Tous les titres

Mis à jour le 2021/11/02