|
|
|
|

Teny iditra (1/7) 1  baraka
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 [Antambahoaka+Antesaka+Tanala] voninahitra [1.78]
4 [Antesaka] hasina [1.78]
5 [Tanala] haja [1.78]
6 voninahitra [1.1, 1.62]
7 boròka, zo aman-kaja, laza tsara ananan' ny olona tsirairay [1.62]
Fanazavàna teny anglisy  8 honour, fame, respect, reputation. It is only used with afaka and ala [Heb. Berakah, blessing; Swa. Baraka, blessing; barakoa is the mask used by Mahommeddan women.] [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  9 honneur, réputation [1.3]
10 [Antesaka] honneur [1.82]
Ohatra  11  Tsy manaiky aho fa ny barakako mihitsy no nalanao tamin' ny nitenenanao ahy teo imason' ny olona rehetra teo [1.1]
Fikambanana  12  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 5 misy ny teny how baraka

Teny iditra (2/7) 13  baraka
Sokajin-teny  14  anarana
Fanazavàna teny malagasy  15 voaly manarona ny hatreo ambany maso no midina amin' ny tarehin' ny vehivavy silamo [1.62]

Teny iditra (3/7) 16  baraka
Sokajin-teny  17  anarana
Fanazavàna teny malagasy  18 elabakàka manampina ny lalanjaza amin'ny tovovavy mbola tsy nanao firaisana [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  19 hymen [1.13]
Voambolana  20  Haiaina
Tovy hevitra  21 sarompivaviana
Fikambanana  22  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 4 misy ny teny how baraka

Teny iditra (4/7) 23  baraka
Sokajin-teny  24  anarana
Fanazavàna teny malagasy  25 [Betsimisaraka+Sihanaka] henatra [1.78]
Sampanteny 
Matoantenin' ny iharana :

Teny iditra (5/7) 27  baraka
Sokajin-teny  28  tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  29 [Betsimisaraka] hatramin' [1.78]
Fikambanana  30  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny how baraka

Teny iditra (6/7) 31  Baraka
Sokajin-teny  32  anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  33 Baraka [2.996]
Fanazavàna teny anglisy  34 Barak [2.996]
Fanazavàna teny frantsay  35 Baraq [2.996]
Ohatra  36  Ary nantsoin'i baraka ho any Kadesy ny Zebolona sy ny Naftaly; [2.996]
Voambolana  37  Soratra Masina
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly  38 Toko sy andininy momba Baraka
Lahatsoratra  39 Randzavola: Baraka ao amin' ny Baiboly

Teny iditra (7/7) 40  Barakà
Sokajin-teny  41  anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy  42 Berachah [2.996]
Fanazavàna teny frantsay  43 Beraka [2.996]
Voambolana  44  Soratra Masina
Tovy hevitra  45 beraka
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly  46 Toko sy andininy momba Barakà

Fivaditsoratra  47 Bakara, Baraka, baraka, Barakà, baràka, 48 karaba, 49 rabaka

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22