|
|
|
|

Teny iditra1  Baiboly
Sokajin-teny  2  anarana (lohatenin' boky) [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  3 ny teny hoe "Baiboly" dia entina milaza indrindra ny Soratra Masina, izay hita ao amin' ny Testamenta Taloha sy ny Testamenta Vaovao. [1.38#115]
4 Anaran' ny boky misy ny Soratra Masina rehetra; mizara roa ny baiboly, dia ny Testamenta taloha sy ny Testamenta vaovao [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 the Scriptures, the Bible [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  6 nom que les Protestants donnent à la Bible [1.3]
Ohatra  7  Mamaky ny baiboly ny sasany. [2.445]
8  Mba nomena baiboly izy hamaky. [2.356]
9  Momba ny fandrosoan' ny fandikana ny baiboly. [2.528]
10  dia ny mampiely baiboly homena ny olona tahanana baiboly; [2.59]
11  Dia nosoratan' iny Commandant tamin' ny baiboly ny anaran-dRadama. [2.649]
Voambolana  12  Soratra Masina
Tovy hevitra  13 biblia
Lahatsoratra  14 Randzavola: Baiboly
Fizahan-takelaka 

Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08