|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  ekoatera
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Tsipika iray heverina ho manodidina ny bolan-tany eo afovoany ka manasaka azy tsara, mitovy elanelana amin' ny tendrony atsimo sy avaratra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 equator: see fehibe [3.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 équateur: voir fehibe [3.1]
Voambolana  6  Haitoetany: (amin' ny ankapobeny)
Tovy hevitra  7 fehibe

Teny iditra (2/2)8  Ekoatera
Sokajin-teny  9  anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy  10 Ecuador [3.1]
Fanazavàna teny frantsay  11 Équateur [3.1]
Voambolana  12  Haitoetany: firenena, foko
Mpanahaka  13  ekoatorianina

Fivaditsoratra  ekoatera, Ekoatera

Nohavaozina tamin' ny 2025/12/13