|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 jeho |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Fandeha miadana toy ny mivesatra entana na marary.
[1.1] |
| Sampanteny |
|
| Tovy hevitra | 6 jehojeho |
| Teny iditra (2/3) | 7 jeho |
| Sokajin-teny | 8 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
9 Aretin' omby
[1.1] |
| Voambolana | 10 Haibiby: fitsaboina momba ny biby |
| Teny iditra (3/3) | 11 Jeho |
| Sokajin-teny | 12 anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
13 Jeho
[2.996] |
| Fanazavàna teny anglisy |
14 Jehu
[2.996] |
| Fanazavàna teny frantsay |
15 Jéhu
[2.996] |
| Ohatra |
16 Nony niditra ny vavahady jeho dia hoy izy:
[2.996]
|
| Voambolana | 17 Soratra Masina |
| Tovy hevitra | 18 jehoa |
| Teny nalaina avy amin' ny Baiboly | 19 Toko sy andininy momba Jeho |
| Fivaditsoratra | Jeho, jeho |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22 |
|