|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  mika
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 [Tsimihety] Enti-milaza ny rahona ambony [1.1]
4 [Antambahoaka+Tanosy] rahona [1.78]
Voambolana  5  Haitoetrandro

Teny iditra (2/2) 6  Mika
Sokajin-teny  7  anaran-tsamirery (boky ara-baiboly)
Fanazavàna teny malagasy  8 Mika, Mikea: boky iray ao amin' ny Baiboly [2.996]
Fanazavàna teny anglisy  9 Micah: one of the books of the Bible [2.996]
Fanazavàna teny frantsay  10 Michée: un des livres de la Bible [2.996]
Ohatra  11  Ny bokin' i mika dia laharana fahenina amin' izay atao noe "mpaminany madinika" ao amin'ny Baibolintsika. [1.38#671]
Voambolana  12  Soratra Masina
Tovy hevitra  13 mikea
Lahatsoratra  14 Randzavola: Mika ao amin' ny Baiboly

Fivaditsoratra  15 kima, 16 Makì, 17 maky, Maky, mika, Mika

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22