Entry | aankina (ankina) | ||||||||
Part of speech | passive verb | ||||||||
Explanations in Malagasy | Atao miankina (amin' ny hevitra ara-bakiteny): Aza aankina amin' ny rindrina ny sahafa sao maloto ny rindrina [1.1] | ||||||||
Examples | Amin' ny antoandro, nahorona ny kidoro ary naankina teo an-joron-trano.
[2.472] | ||||||||
Morphology |
| ||||||||
Anagrams | aankina, anka~ina, kaniana |
Updated on 2023/01/05 |