Entry ankina
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fitehenana amin-javatra mba hahafahana mijoro tsara: Tsy mahay mijoro tsara ny olona efa antitra rahatsy manao ankin-drindrina
Antoka: Ankim-bolan' olona itỳ trano itỳ, ka tsy azonao amidy. [1.1]
 Hevitra marina iangana ary tsy ilaina porofoina intsony [1.13]
Explanations in English [root] [1.2]
Explanations in French Appui, soutien, charge, responsabilité [1.3]
 Axiome [1.13]
Derivatives 
Compound words 

Anagrams 

Updated on 2023/06/01