|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  adana
Sokajin-teny  2  anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 Fandehanana na fitenenana na fanaovan-javatra milamina, tsy rototra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 slow, peaceful, tranquil; grave and prudent in action. Root not used in Imerina. [Mal. Adu, to repose (?).] [1.2]
5 slowness; hence, peace, happiness [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 lenteur [1.3, 1.8, 1.5]
7 Etat paisible, prospérité [1.3, 1.5]
8 démarche grave, abondance, paix [1.3]
9 tranquillité, bonheur [1.8]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Voambolana  23  Ontam-po
Mpanahaka  24  anoka, 25  danoka, 26  daresaka, 27  darona, 28  fandriam-pahalemana, 29  fandrian-tsaina, 30  fioronoronana, 31  firaondraonana, 32  firoandroanana, 33  fisomararetra, 34  hafinaretana, 35  hasambarana, 36  havotsana, 37  havozavozana, 38  oronorona, 39  raondraona, 40  roandroana, 41  tanesaka, 42  tsy fananana horohoro, 43  tsy fananana tahotra am-po, 44  tsy fitebitebena
Fikambanana  45  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 2 misy ny teny how adana

Teny iditra (2/2) 46  Adana
Sokajin-teny  47  anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy  48 Addan [2.996]
Fanazavàna teny frantsay  49 Addân [2.996]
Ohatra  50  Ary izao no niakatra avy tany Tela-mela sy Tela-harsa sy Keroba sy adana ary Imera (fa tsy nahalaza ny fianakaviany sy ny firazanany izy, na avy tamin'ny Isiraely, na tsia): [2.996]
Voambolana  51  Soratra Masina
Tsipelina hafa  52 adona, adona
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly  53 Toko sy andininy momba Adana
Lahatsoratra  54 Randzavola: Adana ao amin' ny Baiboly

Fivaditsoratra  adana, Adana

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21