|
|
|
|

Teny iditra1  adim-pamantaranandro
Singan-teny  2 ady, 3 famantarana, 4 andro
Sokajin-teny  5  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  6 Ny iray ampahefatra amby roapolon' ny andro iray manontolo; fotoana vitan' ny sahazabem-pamantaranandro mihodina indray mandeha tanteraka: Efa adim-pamantaranandro roa izao no niandrasako anao teto. Mba hilazana ny ampahan' ny ora dia ny teny adiny ihany no ampiasaina: Antsasak' adiny, ampahefatr' adiny [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  7 Heure [1.3]
Voambolana  8  Fotoana
Tovy hevitra  9 adiny

Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08