Entry afina
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fanaovana zavatra amin' ny toerana tsy hitan' ny olona, fitanana zavatra tsy ho fantatr' olona: Ataovy tsara afina ireo firavaka sarobidy ireo fa sao misy mangalatra [1.1]
Explanations in English Root not used except in reduplication, as tia afinafina. To love doing things in secret. [1.2]
 Concealment [1.7]
Explanations in French Etat de ce qui est caché, couvert, dérobé à la vue, recèlement: Ataovy tsara afina ny vola (Cachez bien l'argent) [1.3]
Examples Efa lasa ela ihany ny mpanenjika ary efa afina vao niala vao nianavaratra ho ao Andranonanahary Ingahy Dany. [2.588]
Morphology 
Simple : afina, afiko, afinao, afiny, afintsika, afinay, afinareo, afin', afin-, afim-, afi-
Derivatives 

Entry afina (fina)
Part of speech passive verb
Explanations in English  [Provincial] Used of that pressed close, as the nose in being blown [1.2]
Morphology 
Present : afina, afiko, afinao, afiny, afintsika, afinay, afinareo, afin', afin-, afim-, afi-
Past : nafina, nafiko, nafinao, nafiny, nafintsika, nafinay, nafinareo, nafin', nafin-, nafim-, nafi-
Future : hafina, hafiko, hafinao, hafiny, hafintsika, hafinay, hafinareo, hafin', hafin-, hafim-, hafi-
Imperative : afinao

Anagrams 

Updated on 2023/10/29