Entry mampiafina (afina)
Part of speech active verb
Examples Fa ny helokareo no efitra mampisaraka anareo amin' Andriamanitrareo, ary ny fahotanareo no mampiafina ny tavany aminareo, ka dia tsy mihaino Izy. [2.996]
Morphology 
Present : mampiafina, mampiafin-, mampiafim-, mampiafi-
Past : nampiafina, nampiafin-, nampiafim-, nampiafi-
Future : hampiafina, hampiafin-, hampiafim-, hampiafi-

Anagrams 

Updated on 2023/01/20