Entrée afo-mololo (afo, mololo)
Partie du discours locution
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] mafana fo mirehidrehitra vetivety fa rehefa avy eo latsaka indray ao anatin' ny fangatsiahana: Miroborobo toa afo-mololo
Vocabulaire 
Exemples  [Rapatsalahy: Kintana] Fa injay efa midonaka dia midonaka ny afo-mololo.

Mis à jour le 2022/05/07