Entry ahataka (hataka)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy Atao mifanalavitra tsy ampifanakekezina: Tokony hahataka kely ny tongotr' itỳ latabatra itỳ
Sarahina, atokana: Nahoana no nahatakareo atỳ izahay? [1.1]
Explanations in English Used of the things that are to be made separate. [1.2]
 To be separated from something [1.7]
Explanations in French Qu'on sépare, qu'on éloigne, qu'on écarte [1.8]
Examples fa veraveraina hoatra ny vakitrasana, ary ahataka hoatra ny adin' i ondralahy. [1.437]
Morphology 
Present : ahataka, ahatako, ahatakao, ahatany, ahatatsika, ahatakay, ahatakareo, ahatak', ahata-
Past : nahataka, nahatako, nahatakao, nahatany, nahatatsika, nahatakay, nahatakareo, nahatak', nahata-
Future : hahataka, hahatako, hahatakao, hahatany, hahatatsika, hahatakay, hahatakareo, hahatak', hahata-
Imperative : ahataho

Updated on 2023/01/19