Entry |
hataka
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Fiangaviana hahazoana zavatra iray avy amin' olona:
Izao no hataka ataoko aminao Vavaka sy faniriana hahatanteraka izay ilaina:
Henoy ny hatakay, Andriamanitra ò! Zavatra nangatahina:
Hataka ity ka tsy azoko amena anao indray |
Explanations in English | A request, a thing begged, alms. [1.2]
|
| A request, an entreaty [1.7]
|
Explanations in French | Demande, requête [1.3, 1.8, 1.5]
|
| Supplique, prière [1.3]
|
Morphology |
Simple : |
hataka,
hatako,
hatakao,
hatany,
hatatsika,
hatakay,
hatakareo,
hatak',
hata-,
hataky |
Prefixed : |
-kataka,
-katako,
-katakao,
-katany,
-katatsika,
-katakay,
-katakareo,
-katak',
-kata-,
-kataky |
|
Derivatives |
|
Compound words |
|
Compound words, titles, names |
|
Hyperonym |
|
Co-hyponyms |
|
|
Entry |
hataka
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Fisarahana na fanalavitana; fialana tsy hanakaiky; fitokantokanana tsy miaraka amin' ny hafa [1.1]
|
Derivatives |
|
|
Entry |
hataka
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | [Bara]
Anaran-gidro madinika [1.78]
|
Explanations in French | [Tankarana]
Animal nocturne. § tsìdika. [1.19]
|
Explanations in English | Greater dwarf lemur (Cheirogaleus major Weasel sportive lemur, weasel lemur (Lepilemur mustelinus) Small-toothed sportive lemur, small-toothed weasel lemur (Lepilemur microdon) [2.233]
|
Explanations in French | Grand chéirogale (Cheirogaleus major) Lépilemur (Lepilemur mustelinus) Lépilemur aux petites dents (Lepilemur microdon) [2.233]
|
Scientific name | Cheirogaleus major, Lepilemur microdon, Lepilemur mustelinus |
Vocabulary |
Analogs |
tsidy ~
tsitsily ~
fitiliky ~
kotrika ~
trangalavaka |
Tables and plates |
|
|
Entry |
Hatàka
|
Part of speech | name (biblical)
|
Explanations in English | Hatach [2.996]
|
Explanations in French | Hataq [2.996]
|
Vocabulary |
Synonyms | |
Biblical quotes |
|