Entry ahitsy (hitsy)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy Amboarina tsy hibilabilaka, tsy ho meloka: Ahitsio itỳ lalana itỳ
Atao milahatra tsy mibilabila: Ahitsio tsara ireto seza ireto [1.1]
Explanations in French Qu’on redresse, qu’on aligne, qu’on corrige [1.3]
Examples Ataovy ny tiana tafiditra an-tranon-tena io any aminareo any: anarina raha manivaka, ahitsy mba ho mendrika antsika mianakavy ihany. [2.245]
Morphology 
Present : ahitsy, ahitsiko, ahitsinao, ahitsiny, ahitsintsika, ahitsinay, ahitsinareo, ahitsin', ahitsin-, ahitsim-
Past : nahitsy, nahitsiko, nahitsinao, nahitsiny, nahitsintsika, nahitsinay, nahitsinareo, nahitsin', nahitsin-, nahitsim-
Future : hahitsy, hahitsiko, hahitsinao, hahitsiny, hahitsintsika, hahitsinay, hahitsinareo, hahitsin', hahitsin-, hahitsim-
Imperative : ahitsio

Entry ahitsy
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Tanosy] ahitra [1.10]
Explanations in French  [Tanosy] Équivalent de ahitra [1.196]
Vocabulary 

Anagrams 

Updated on 2021/04/08