Entry | 1 ahombiazana (omby) |
Part of speech | 2 relative verb |
Explanations in Malagasy |
[1.1] |
Explanations in English |
[1.2] |
Explanations in French |
3 quelqu'un qu’on peut égaler ou vaincre, dont on peut obtenir quelque chose, travail dont on peut venir à bout, qu’on peut supporter, qu’on peut satisfaire [1.3#463] |
Examples |
4 Mijoro ho mpanome hevitra azo ahombiazana izy amin’izay [4.27] 5 Hita avy hatrany anefa fa ady tsy ahombiazana ilay natao [2.472] 6 ahombiazana amin’ ny zavatra rehetra ilaina io iehilahy io (On peut obtenir de cet homme tout ce dont on a besoin) [1.3] 7 Tsy ahombiazanao izany fahoriana izany (Vous ne pourrez supporter ces souffrances) [1.3] |
Morphology |
|
Other spellings | 12 ahombiasana |
Compound words |
|
Updated on 2023/01/19 |