Entry alika maty
Elementary words alika ; maty
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Enti-milaza zavatra na olona mahasosotra izaitsizy: Andeha mandeha any ilay alika maty itỳ; alika izany! a!ika ilay Rangahy iny k' itỳ!: mba tena mampitolagaga izany! Famantsy na mahay ilay Rangahy iny k' itỳ! [1.1]

Updated on 2023/01/21