Entry ambin' ny folo
Elementary words amby ; folo
Part of speech adjective
Examples 
1Amin' ny iraika ambin' ny folo eo ho eo. [2.472]
2Misy mpikambana iraika ambinifolo ao amin' ny Fitsarana Avo. [1.320]
3Roa ambin' ny folo no isany. [2.649]
4Nanasina azy izy roa ambinifolo lahy. [2.508]
5Efatra ambin' ny folo izy rehetra. [2.996]
6Dimy ambin' ny folo no sahiko! [2.285]
7Ary fito ambin' ny folo taona no nanjakany. [2.996]
Vocabulary 
Compound words 
Other spellings 

Updated on 2023/10/30