|
|
|
|

Teny iditra 1  ampandrosoy
Fototeny  2 roso
Sokajin-teny  3  filaza mandidin' ny matoantenin' ny famenony ampandrosoana [Fitanisana]
Fitokoavana  4  [2.928#1]
Ohatra  5  Izay tonga dia ampandrosoy avy hatrany. [2.528#34]
6  Ary ampandrosoy koa ireo zanany, ka ampiakanjoy ny toniky. [2.996]

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/26