Entry ampiantany (ampy, tany)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Tefy tany na bainga izay toy izao no fanaovana azy: atao feta ohatra ny fanaovana rindrina ilay izy, dia avala ho maina, ary rehefa maina dia ampiana tany hafa indray, ary dia toy izany hatrany, ka izany no nahatonga ny anarany [1.1]
Compound words 
Proverbs 

Updated on 2020/07/31