Entrée | amy | ||||||||
Partie du discours | préposition | ||||||||
Explications en malgache | [Rajemisa 1985]
teny mpampiankina mampiankina matoanteny na anarana amin'ny famenony,
ka milaza:
a) fitaovana enti-manao asa: manoratra amin'ny penina. b) fomba: mihira amin-karavoana. c) fotoana: miainga amin'ny fito maraina. e) olona itenenana: miresaka amin-dRakoto. f) fiarahana: miaraka amin'ny amboalambo; vary amin-dronono. g) faritra: mandray zaza amin'ny sandriny. h) fanamarinana ny hoe: araka ahy, araka anao...; amiko tsisy vidiny ny vola azo amin'ny tsy rariny. i) toerana: hisakafo any amin'i dada izahay anio; (marihina fa raha milaza toerana ny amy dia tsy maintsy ialohana mpamaritra matoanteny milaza toerana mandrakariva koa: eto, eo, any, atsy...: mivory atsy amin'ny ben'ny tanàna ny loholona) | ||||||||
Explications en anglais | [Richardson 1885] used before ny, as amy ny, or amin' before a vowel. With, in, at, to, from, etc. In past tense, tamy, When, on, among, from, etc. The prepositional prefixes a-, am-, an-, appear to be contractions of this word, and form a large number of prepositional phrases. Amy is used after nearly all intransitive verbs when governing an indirect accusative. | ||||||||
[Hallanger 1973] preposition with an all-purpose meaning depending on context: with, at. | |||||||||
Explications en français | [Hallanger 1974] préposition dont le sens dépend du contexte: avec, à, en. | ||||||||
[Rajaonarimanana 1995] avec, dans, à, de, en, chez. M [...] | |||||||||
Morphologie |
| ||||||||
Autres orthographes | amina | ||||||||
Mots composés, titres, noms |
| ||||||||
Citations | Proverbes contenant le mot amy | ||||||||
Entrée | amy | ||||||||
Partie du discours | nom | ||||||||
Explications en malgache | [Rajemisa 1985 page 65] Enti-milaza fitafiana mihaja fenti-mihaingo | ||||||||
Explications en français | [Abinal 1888 page 30] costume, tenue militaire; par extension: toilette, parure | ||||||||
Dérivations |
| ||||||||
Mis à jour le 2022/06/25 |
![]() |