Entrée | fanamiana (amy) | ||||
Partie du discours | nom | ||||
Explications en malgache | [Rajemisa 1985]
Fitafiana omban-dravaka milaza ny voninahitr' ilay mitondra azy ary fitondra amin' ny andro malaza: Nanao ny fanamiany marevaka ny mpiasam-panjakana ambony tamin' Ray fanasan' ny Filohan' ny Nosy ¶ Karazan' akanjo manokana ho an' ny antokon' olona iray: Misy sarin' elatra ny fanamian' ny mpamory fiaramanidina | ||||
[Rakotosaona 1975] [Bezanozano] fitafiana | |||||
Explications en anglais | [Hallanger 1973] a uniform | ||||
Explications en français | [Hallanger 1974] l'uniforme | ||||
Exemples |
| ||||
Entrée | fanamiana (tamy) | ||||
Partie du discours | nom | ||||
Explications en français | [Abinal 1888] l'action d'attaquer une maison, un village, de voler, le lieu, la cause | ||||
Mis à jour le 2020/07/31 |
![]() |