Entrée andevo
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Ny ambany indrindra ara-pirazanana amin' ny foko iray taloha izay nanompo ny hafa, izany hoe tsy nanana ny zon' ny olona afaka fa teo ambany fifehezan' ny tompony lalandava: Ny fivavahana kristianina no anisan' ny nanafoana ny andevo teto ambonin' ny tany
¶ Mpanompo: Izaho angaha andevonao no anananao fahefana?
  [SLP 1986] olona very zo tamin'ny fanjakan'andriana
Explications en anglais  [Richardson 1885, Hallanger 1973] a slave
Explications en français  [Abinal 1888] esclave ou traité comme tel
  [Rajemisa 1966] quatrième et dernière classe de la société en Imerina et au Betsileo. Les Andevo constituaient bien moins une caste qu'une catégorie de gens de peine au service de tout homme libre, Andriana ou Hova. Ils étaient de trois sortes en Imerina: les Zazahova (Andriana ou Hova ayant perdu leur liberté par suite de crimes ou de dettes), les prisonniers faits à la guerre, et les esclaves étrangers, Makoa ou Masombika. -- Aux Andevo étaient réservées toutes les corvées de la maison ou des champs ou du portage ...
  [Hallanger 1974, SLP 1986] esclave
Vocabulaire 
Dérivations 
Morphologie 
andevo
andevoko
andevonao
andevony
andevontsika
andevonay
andevonareo
andevon'
andevon-
andevom-
Mots composés, titres, noms 
Exemples 
1 [Randzavola: Baiboly, page 376] Ny andevo dia nihahohaho eran' ny tanàna.
2 [Baiboly: 55:004:031/Galata 4:31..] Koa amin'izany, ry rahalahy, tsy zanak'andevo isika, fa zanak'olona afaka.
Citations 

Mis à jour le 2021/09/15