|
|
|
|

Entry1  andrana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Fampiasana zavatra mialoha mba hitsapana ny toetrany na ny fandehany: Nampandehanina ilay fiarakodia vao novidina, nefa tsy aisy dia nampanaovina azy fa vao andrana fotsiny
4  Fitsapana fotsiny fa tsy mbola tena izy, fanalam-botso-tanana: Tsy kanety akory ny fanambadiana ha ndeha hasiana andrana?
5  Fihinanana kely amin' ny zavatra iray mba hahalalana ny tsirony: Aoka izay fa lany andrana eo ity laoka. [1.1]
6  fitsapana mialoha ny tena izy
7  fiezahan'ny mpanoratra hamakafaka ireo fanontaniana isan-karazany iray na maromaro [1.13]
Explanations in English  8  attempt, trial, taste. [1.2]
Explanations in French  9  expérience, test
10  essai [1.13]
Derivatives 
11  Active verbs :
12  Passive verbs :
13  Relative verbs :
14  Names :
15  Adjectives :

Anagrams  16  anandra, andrana

Updated on 2020/07/31