Entry fanandrana (andrana)
Part of speech noun or adjective
Explanations in Malagasy Fomba entina manandrana, mitsapa mialoha
Azo andramana: Tsy fanandrana ny fahafatesana [1.1]
Explanations in French Ce que l'on essaie, qu'on goûte, manière d'essayer [1.3]

Entry fanandrana (tandra)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fanongotana amin' ny tandra [1.1]
Explanations in French L'action de saisir avec les pinces, les tenailles, l'instrument, la cause [1.3]

Entry fanandrana (tandra)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fanomezana tandra, na zavatra atolotra zaza iray mbola tsy teraka na marary, mba hisambasambana fahaterahana na fahasitranana soa aman-tsara ho azy [1.1]

Entry Fanandrana
Part of speech name (toponym) [full list]
Vocabulary 
Coordinates -18.2666667, 49.2666667

Updated on 2023/01/07