Entrée |
andriambavy
(andriana, vavy)
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Teny fanajana fanao eo alohan' ny anaran' ny andriana vehivavy na iantsoana azy raha miresaka aminy: Ny andriambavy Rabodoseheno. Aoka re, ny andriambavy, fa dia ianao indray ve no hisahirana hankany aminay [1.1]
|
Explications en anglais | [vavy, feminine.] The female nobility, a princess. [1.2]
|
|
Entrée |
andriambavy
(andriana, vavy)
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Anaran-karatra filalaovana misy sarina mpanjakavavy [1.1]
|
Explications en français | dame; jeu de cartes [1.13]
|
Vocabulaire |
Analogues |
ampamaky ~
andriandahy |
Illustrations |
|
|