Entrée andriana (andry)
Partie du discours verbe relatif
Explications en malgache ilazana ny tany na kidoro itsorana, ivalamparana, na trano andaniana ny alina amin'ny torimaso: Tsy misy trano handriana ve eto? [1.1]
Explications en français Tsy azoko andriana ity farafara ity, satria fohy loatra (Je ne puis pas me coucher sur ce lit-ci, parce qu'il est trop court) [1.3]
Morphologie 
andriana
andriako
andrianao
andriany
andriantsika
andrianay
andrianareo
andrian'
andrian-
andriam-
andria-
nandriana
nandriako
nandrianao
nandriany
nandriantsika
nandrianay
nandrianareo
nandrian'
nandrian-
nandriam-
nandria-
handriana
handriako
handrianao
handriany
handriantsika
handrianay
handrianareo
handrian'
handrian-
handriam-
handria-
andrio
Dérivés 
Proverbes 

Entrée andriana
Partie du discours nom
Explications en malgache Ny lohany amin' ny foko iray ara-pirazanana, izay nanana tombon-tsoa manokana fahizay, fa indrindra natao halam-patan'ny andriamanjaka, izany hoe nakana izay hompanjaka [1.1]
 saranga iray teo amin'ny fiaraha-monina faha-mpanjaka izay tompon'ny fahefana teo amin'ny fitondrana sy fihariana [1.13]
Explications en anglais the Sovereign, the nobles; a title of respect, as raondriana, Sir. [Mal. satriyan (?); for omission of s compare ampy, ony, ompa, etc.] [1.2]
 a king, a queen, royalty; a nobleman, nobility [1.7]
Explications en français noble [1.3, 1.8, 1.13]
 seigneur [1.3, 1.13]
 souverain [1.3]
 roi, reine, royauté; la noblesse [1.8]
Vocabulaire 
Dérivés 
Mots composés 
Titres 
Toponymes 
Proverbes 
Articles 

Entrée an-driana (any, riana)
Partie du discours locution
Explications en malgache  [1.1]
Explications en français  [1.3]
Exemples Ny vola dia rano an-driana : ny lasa dia lasa ihany, ny tonga dia tonga ihany koa [2.558]
Proverbes 

Anagrammes iandrana, añandray, andraina

Mis à jour le 2022/07/18