Entrée ankizilahy (ankizy, lahy)
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] ireo zaza efa lehibebe, sakan-jaza
Explications en anglais  [Richardson 1885] a male servant, a boy.
Explications en français  [Abinal 1888] esclave (homme)
Analogues  ankizivavy
Exemples 
1 [Andraina: Mitaraina, page 113] Olona mifamono hoy I Befa, ankizilahy anisan' ny zokiny indrindra tao an-tsekoly.
2 [FOFAFIPE: Rosovola, page 107] Ny kiombiomby kosa no nianaran' ny ankizilahy ny fiompiana sy famolahana omby.

Mis à jour le 2020/07/31