Entry (1/2) | 1 lahy |
Part of speech | 2 noun or adjective |
Derivatives |
|
Explanations in Malagasy |
6 Teny entina milaza olona na biby mifanohitra amin' ny vavy. Raha itenenana olona ny hoe lahy dia fampiasa: 1) Hilazana zanaka lahy: Dimy mianadahy ny zanako; telo vavy, roa lahy. 2) Miaraka amin' ny teny milaza isa: Dia niainga izy roa lahy. 3) Ilazana ny vady lahy: Rasoa no ao fa ny lahy vao lasa nivoaka 7 Manana ny fomba na toetran-dehilahy: Hanao tantsambo hono ny zanany lahy. [1.1] |
Explanations in English |
8 a male, a man; a husband 9 masculine [1.7] |
Explanations in French |
10 mâle; homme; mari 11 mâle, masculin [1.8] 12 mâle [Sakalava-Mayotte] [1.405] |
Examples |
13 Endrey, hoy ny lahy somary nihoraka; [2.470#102] 14 lahy iray izay no mba azy, tsy mitoetra miaraka aminy akory fa lasa nihary any anindratany any [2.470] 15 Dekona lahy sy vavy Analakely. [2.59#284] 16 ombi-lahy mitrena an-tseranana [2.245#53] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Zoonyms |
|
Phytonyms |
|
Ethnonyms |
|
Patronyms |
|
Toponyms |
|
Proverbs | 89 Proverbs containing the word lahy |
Entry (2/2) | 90 lahy |
Part of speech | 91 interjection |
Explanations in Malagasy |
92 Tenim-piontanana enti-milaza: 1) Alahelo, tsy fanampoizan-javatra: Lasa tokoa lahy izy! 2) Fiangaviana na fangatahana somary miambezo: Mba omeo aho lahy! 3) Fisalasalana, tsy fahalalana: Asa lahy! fa tezitra foana teo izy 4) Faniriana: Raha nanam-bola aho lahy novidiko itỳ saha itỳ [1.1] |
Explanations in English |
93 used in phrases like: asa lahy!, tsara lahy!, maty lahy! [1.2] |
Compound words |
|
Tables and plates |
95 All the interjections |
Anagrams | 96 haly, lahy |
Updated on 2023/05/19 |