Entry antily
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  antilimbohitra [1.1]

Entry antily
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Antokon-jatovolahy katolika anaty fikambanana iray manam-pitsipika mikendry ny hanampy ny namana mandrakariva amin' ny fanaovaria asa mahasoa ary mianatra ny hahay manavia manavanana
(Ny mifamaly amin' ny Antily, amin' ny antokom-pinoana protesta dia atao hoe tily fotsiny) [1.1]
Analogs  tily

Anagrams 

Updated on 2020/07/31