Entry antoandrotoandro (antoandro)
Part of speech noun
Examples 
1Nanjary sakaizam-pandriana Ramatoa: antoandrotoandro ihany vao miarina ny maraina ary manara-po amin' ny torimasobe mahakamokamo, nony avy misakafo. [2.470]
2Vao manokatra ny forum le mpatory antandro ity dia vavaka no ataony, vao manomboka antoandrotoandro ny andro ompa variraka no antaony [4.12]
Other spellings 

Updated on 2023/01/20