Entry antoandro
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Enti-milaza ny fotoan' andro aorian' ny maraina ka hatramin' ny mitataovovonana (hatreo amin' ny 8 ka hatramin' ny 12 ora): Mifohaza, rankizy, fa efa antoandro ny andro. [1.1]
Explanations in English Full day, broad daylight. [1.2]
 Full daylight, the daytime [1.7]
Explanations in French Le grand jour [1.3, 1.8, 1.6]
 Midi [1.6]
 Le plein jour, de sept heures du matin à cinq heures du soir, mais surtout de huit heures du matin à midi [2.415]
Examples 
1ny tokony ho atoandro nosoratantsika antoandro [2.285]
2Izany hoe: ny roa lahy miasa antoandro, ny roa lahy miasa alina [2.471]
3Efa antoandro be ny andro, nefa tsy mbola nisy zavatra reny ihany sady tsy nisy fiantsoana [2.324]
4Rehefa vita ny sakafo atoandro dia samy nihevitra ny hiala sasatra avokoa, satria nikasa ny handry ta [2.2588]
5Indray alahady atoandro, miaramila anankiray amin' ireo hafa mpiresaka tamin' izy telo lahy ary avy ao Antananarivo no nanasa azy ho any an-tranon-dray aman-dreniny [2.472]
Vocabulary 
Derivatives 
Compound words 
Other spellings 
Analogs  antoandrobe ~ antoandrobenanahary
Proverbs 

Updated on 2022/10/15