Entry (1/2) | 1 antsiva |
Part of speech | 2 noun |
Vocabulary |
3 Music: instruments |
Explanations in Malagasy |
4 anjombona atao amin'ny akorandriaka [Betsimisaraka]
[1.78] 5 anjombona na anjomara fanairana na filazana [Tanala] [1.78] 6 Anjombona [Bara, Tanosy] [1.78] 7 Anjombona vita amin' ny akorandriakan-dranomasina, fampiasan' ny any amorontsiraka indrindra mba hamory fokonolona. Manana anjara lehibe eo amin' ny fiarahan-javamaneno koa ny antsiva amin' ny foko sasany: sambatry ny Antambahoaka, antsan-tromba, baheza... [1.1] |
Explanations in English |
8 a shell which is blown in following the petty sovereigns in the provinces, or to assemble the people. Same as angaroha, and anjombona. [1.2] 9 a bugle made from a conch shell [1.7] |
Explanations in French |
10 cor d'appel fait d'une conque marine [1.8] |
Examples |
11 Rahefa izany, dia noraisiny ilay antsiva teny aminy ka notsofiny inefatra toy ny taloha; [2.357#] |
Hyperonym |
|
Entry (2/2) | 12 antsiva |
Part of speech | 13 noun |
Explanations in Malagasy |
14 anjomaso [Taimoro]
[1.78] |
Anagrams | 15 antsiva, vatsina |
Updated on 2023/03/19 |